Hankany amin'ny vontoatiny

Canna

Avy amin'i Wikipedia
Canna sp.

Ny Canna dia vondron-karazana zavamaniry mamony, mônôkôtiledôna, ao amin' ny fianakaviana Cannaceae, ao amin' ny filaharana Zingiberales (havan-davitry ny sakaviro sy tamotamo). Anisan' izany ny karazan-javamaniry ahitra maromaro any amin' ny faritra trôpikaly sy sobtrôpikaly any Amerika. Ny safiotra amin' ny Canna dia matetika ampiasaina ho zavamaniry haingo noho ny voniny.

Lisitry ny karazana

[hanova | hanova ny fango]
Vony sy voan' ny ambaradeda (Canna indica)

Izao ny lisiry ny karazana araka ny World Checklist of Selected Plant Families (WCSP) (20 Marsa 2012):

  • Canna bangii Kraenzl. (1912) ;
  • Canna flaccida Salisb. (1791) ;
  • Canna ×generalis Bailey (pro sp.) ;
  • Canna glauca L. (1753) ;
  • Canna indica L. (1753) (syn. : Canna lutea Mill.) ;
  • Canna iridiflora Ruiz & Pav. (1798) ;
  • Canna jaegeriana Urb. (1917), nom. cons. ;
  • Canna liliiflora Warsz. ex Planch. (1855) ;
  • Canna paniculata Ruiz & Pav. (1798) ;
  • Canna pedunculata Sims (1822) ;
  • Canna tuerckheimii Kraenzl. (1912), nom. cons..