Hankany amin'ny vontoatiny

Camphora

Avy amin'i Wikipedia
Camphora septentrionalis

Ny Camphora dia antokon-javamaniry maintso lalandava ao amin' ny fianakaviana Lauraceae, izay heverina ho mitovy amin' ny Cinnamomum teo aloha. Ahitana karazana 20 eo ho eo, izay miparitaka any amin' ny faritra trôpikaly sy sobtrôpikaly any Azia, ity antoko ity. Ilay bôtanista alemàna Philipp Conrad Fabricius tamin' ny taona 1759 no nanao ny antoko Camphora. Nandritra ny fotoana ela izy io dia noheverina ho fizaràna ao amin' ny Cinnamomum. Nahita ny fanadihadiana momba filôjenetika navoaka tamin' ny 2022 fa pôlifiletika ny antoko Cinnamomum lehibe. Ao amin' ny fanasokajiana nohavaozina dia karazana 18 no napetraka ao amin' ny antoko Camphora izay "nitsangana tamin' ny maty" mba hamoronana antoko mônôfiletika.

Lisitry ny karazana

[hanova | hanova ny fango]

Inty ny lisitry ny karazana ao amin' ny Camphora:

  • Camphora bodinieriCinnamomum bodinieri
  • Camphora brachythyrsaCinnamomum brachythyrsum
  • Camphora chartophyllaCinnamomum chartophyllum
  • Camphora foveolataCinnamomum foveolatum
  • Camphora glanduliferaCinnamomum glanduliferum
  • Camphora illicioidesCinnamomum ilicioides
  • Camphora longepaniculataCinnamomum longepaniculatum
  • Camphora micranthaCinnamomum micranthum
  • Camphora migaoCinnamomum migao
  • Camphora mollifoliaCinnamomum mollifolium
  • Camphora officinarumCinnamomum camphora
  • Camphora parthenoxylonCinnamomum parthenoxylon
  • Camphora philippinensisCinnamomum philippinense
  • Camphora platyphyllaCinnamomum platyphyllum
  • Camphora purpureaCinnamomum purpureum
  • Camphora rufotomentosaCinnamomum rufomentosum
  • Camphora septentrionalisCinnamomum septentrionale
  • Camphora tenuipilisCinnamomum tenuipile
  • Camphora kanahirae (← Cinnamomum kanehirae) dia nafindran' ny bôtanista sasany tamin' io karazana io avy eo.