Hankany amin'ny vontoatiny

Campanulaceae

Avy amin'i Wikipedia
Campanula cespitosa

Ny Campanulaceae dia fianakavian-javamaniry mamony dikôtiledôna misy karazany 2 000 mitsinjara amin' ny antoko 90 eo ho eo. Zavamaniry ahitra maharitra ela izy ireo amin' ny ankapobeny —na dia misy ihany ny hazo na hazobotry— ary miely patrana any amin' ny faritra rehetra, manomboka amin' ny faritra mangatsiaka ka hatramin' ny faritra trôpikaly (ankoatra an' i Afrika troôpikaly). Ny fanasokajian' i Cronquist dia mametraka ity fianakaviana ity ao amin' ny filaharana Campanulales fa ny fanasokajiana APG II (2003) sy ny fanasokajiana APG III (2009) kosa mametraka azy ao amin' ny filaharana Asterales.

Lisitry ny antokon-javamaniry

[hanova | hanova ny fango]

Inty ny lisitry ny antokon-javamaniry ao amin' ny fianakaviana Campanulaceae ny Angiosperm Phylogeny Website (9 Jol 2010):

  • Adenophora Fisch.
  • Apetahia Baill.
  • Asyneuma Griseb. & Schenck
  • Azorina Feer
  • Berenice Tul.
  • Brighamia A.Gray
  • Burmeistera H.Karst. & Triana
  • Campanula L.
  • Canarina L.
  • Centropogon C.Presl
  • Clermontia Gaudich.
  • Codonopsis Wall.
  • Craterocapsa Hilliard & B.L.Burtt
  • Cryptocodon Fed.
  • Cyananthus Wall. ex Benth.
  • Cyanea Gaudich.
  • Cylindrocarpa Regel
  • Cyphia Bergius
  • Cyphocarpus Miers
  • Delissea Gaudich.
  • Dialypetalum Benth.
  • Diastatea Scheidw.
  • Dielsantha E.Wimm.
  • Diosphaera Buser
  • Dominella E.Wimm.
  • Downingia Torr.
  • Echinocodon D.Y.Hong
  • Edraianthus (A.DC.) DC.
  • Feeria Buser
  • Githopsis Nutt.
  • Grammatotheca C.Presl
  • Gunillaea Thulin
  • Hanabusaya Nakai
  • Heterochaenia A.DC.
  • Heterocodon Nutt.
  • Heterotoma Zucc.
  • Howellia A.Gray
  • Hypsela C.Presl
  • Jasione L.
  • Laurentia Adans.
  • Legenere McVaugh
  • Legousia Durande
  • Leptocodon (Hook.f.) Lem.
  • Lobelia L.
  • Lysipomia Kunth
  • Merciera A.DC.
  • Michauxia L'Her.
  • Microcodon A.DC.
  • Monopsis Salisb.
  • Musschia Dumort.
  • Namacodon Thulin
  • Nemacladus Nutt.
  • Nesocodon Thulin
  • Ostrowskia Regel
  • Parishella A.Gray
  • Peracarpa Hook.f. & Thomson
  • Petromarula Vent. ex R.Hedw.
  • Physoplexis (Endl.) Schur
  • Phyteuma L.
  • Platycodon A.DC.
  • Popoviocodonia Fed.
  • Pratia Gaudich.
  • Prismatocarpus L'Her.
  • Pseudonemacladus McVaugh
  • Rhigiophyllum Hochst.
  • Rhizocephalum Wedd.
  • Roella L.
  • Rollandia Gaudich.
  • Ruthiella Steenis
  • Sclerotheca A.DC.
  • Sergia Fed.
  • Siphocampylus Pohl
  • Siphocodon Turcz.
  • Sphenoclea Gaertn.
  • Symphyandra A.DC.
  • Theilera E.Phillips
  • Trachelium L.
  • Treichelia Vatke
  • Trematocarpus Zahlbr.
  • Trimeris C.Presl
  • Triodanis Raf.
  • Unigenes E.Wimm.
  • Wahlenbergia Schrad. ex Roth
  • Zeugandra P.H.Davis

Antoko misy eto Madagasikara

[hanova | hanova ny fango]