Aller au contenu

Caesalpinioideae

Avy amin'i Wikipedia
Delonix regia

Ny Caesalpinioideae dia iray amin' ny zana-pianakaviana telo ao amin' ny fianakaviana Fabaceae (na Leguminosae). Ity zana-pianakaviana ity dia tsy nisy tao amin' ny fanasokajiana klasika (1981), izay mbola nanandratra ity vondrona ity ho eo amin' ny laharan' ny fianakaviana Caesalpiniaceae.

Ny zavamaniry ao amin' ity zana-pianakaviana ity dia vahy sy hazomadinika ary hazo, ny ankamaroany dia maniry aty amin' ny faritra, fa ny zavamaniry ao amin' ny vondron-karazana Cercis sy Gliditsia ary Gymnocladus dia hazo maniry any amin' ny faritra manana toetany antonony.