Hankany amin'ny vontoatiny

Cadaba

Avy amin'i Wikipedia
Cadaba fruticosa

Ny Cadaba dia vondron-karazana hazobotry ao amin' ny fianakaviana Capparaceae, ao amin' ny filaharana Brassicales, izay misy karazana manodidina ny 30. Tsotra ny raviny sady mifandimby. Mitokana na mivondrona kely amin' ny faran' ny rantsana fohy ny voniny. Avy amin' ny teny arabo hoe "kadhab" ny anarana hoe Cadaba, izay anaran' ny Cadaba rotundifolia. Sokajiana ho sakafo amin' ny mosary any amin' ny faritra atsimo any Etiôpia ny karazana sasany.

Miisa 29 ny karazana ekena:

  • Cadaba aphylla (Thunb.) Wild
  • Cadaba baccarinii Chiov.
  • Cadaba barbigera Gilg
  • Cadaba benguellensis Mendes
  • Cadaba capparoides DC.
  • Cadaba carneoviridis Gilg & Gilg-Ben.
  • Cadaba divaricata Gilg
  • Cadaba farinosa Forrsk.
  • Cadaba fruticosa (L.) Druce
  • Cadaba gillettii R.A.Graham
  • Cadaba glaberrima Gilg & Gilg-Ben.
  • Cadaba glandulosa Forrsk.
  • Cadaba insularis A.G.Mill.
  • Cadaba kassasii Chrtek
  • Cadaba kirkii Oliv.
  • Cadaba linearifolia (J.Graham) M.R.Almeida
  • Cadaba longifolia DC.
  • Cadaba madagascariensis Baill.
  • Cadaba mirabilis Gilg
  • Cadaba natalensis Sond.
  • Cadaba parvula Polhill
  • Cadaba rotundifolia Forssk.
  • Cadaba ruspolii Gilg
  • Cadaba schroeppelii Suess.
  • Cadaba somalensis Franch.
  • Cadaba stenopoda Gilg & Gilg-Ben.
  • Cadaba termitaria N.E.Br.
  • Cadaba trifoliata (Roxb.) Wight & Arn.
  • Cadaba virgata Bojer

Karazana misy eto Madagasikara

[hanova | hanova ny fango]
  • Cadaba farinosa
  • Cadaba fruticosa (L.) Druce
  • Cadaba gillettii R.A.Graham
  • Cadaba glandulosa Forssk.
  • Cadaba insularis A.G.Mill.
  • Cadaba kirkii
  • Cadaba longifolia DC.
  • Cadaba madagascariensis Baill.-- maintifo, tsiarianeliatsy, tsiariarianalotsy
  • Cadaba mirabilis Gilg
  • Cadaba virgata Bojer -- fandriandambo, hazomasina, irakoka, maintifo, tsiantsohilotsy, tsiariarianalotsy, tsiarinaliotsa

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]