Cabrera (Baleares)
Fiseho


Cabrera (malagasy:Nosy Osy; taloha: Capria) dia iray amin'ireo nosy kely kokoa ao amin'ny Nosy Baleares an'i Espaina.
Amin'ny lafiny administratera, ny nosy dia ao amin'ny Palma. Any amin'ny 13,6 kilometatra miala ny morontsirak'i Mallorca no misy azy.