Hankany amin'ny vontoatiny

Bukavu

Avy amin'i Wikipedia

02°31′S 28°51′E / 2.517°S 28.850°E / -2.517; 28.850

Bukavu
VelarantanyNC
Haavo
Isan'ny mponina707,053
Renivohitra-
Ben'ny tanàna
FirenenaKongo
Fanjakana
Faritany
FaritraAtsimo-Kivu
Tanàna mifanolo-bodirindrina

Bukavu(1927–1954 Costermansville na Costermansstad) dia tanàna iray any atsinanan'ny Repoblika Demokratikan'i Kongo eo amin'ny morontsiraka atsimoandrefan'ny Farihy Kivu, mivantana eo amin'ny sisintany amin'i Roanda.

Izy io koa dia renivohitry ny Faritanin'i Atsimo-Kivu ary misy mponina 707 053.