Hankany amin'ny vontoatiny

Bruges

Avy amin'i Wikipedia

51°13′N 03°13′E / 51.217°N 3.217°E / 51.217; 3.217

Bruges
-
Velarantany140,99 km2
Haavo
Isan'ny mponina119,869
Ben'ny tanàna
Firenena Belzika
Fanjakana
FaritanyFlanders
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaBruges na Brugge

I Bruges (neerlandey: Brugge ,alemà: Brügge ) dia renivohitry ny faritanin'i Flanders Andrefana ao  Belzika. Ny kaominina, miaraka amin'ny distrikan'i Zeebrugge, dia manamorona ny morontsirak'i Belzika. Miaraka amin'ny 119.869 mponina, izy no tanàna lehibe indrindra ao amin'ny faritany.

Jereo Koa

[hanova | hanova ny fango]