British Virgin Islands
Fiseho

Ny British Virgin Island (na BVI) dia vondronosin' i Karaiba sady fizaran-tany ampitan-dranomasina an' ny Fanjakana Mitambatra, any atsinanan' i Pôrtô-Rikô. Tamin' ny taona 2022 dia anisan' ny paradisan-ketra lehibe indrindra eran-tany ny British Virgin Island.