Hankany amin'ny vontoatiny

Bridelia

Avy amin'i Wikipedia

Ny Bridelia dia antokon-javamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Phyllanthaceae, ao amin' ny filaharana Malpighiales, izay voalaza voalohany ho antokon-javamairy tamin' ny taona 1806. Miely patrana manerana an' i Afrika, Aostralia, Azia Atsimo, ary any amin' ny nosy maro samihafa atỳ amin' ny Ranomasimbe Indiana sy any amin' ny Ranomasimbe Pasifika izy io. Karazana maro ao amin' ny Bridelia no ampiasaina ho sakafon' ny olitra amin' ny karazana lolo (Lepidoptera) sasany anisan' izany ny Endoclita malabaricus. Ny antoko Bridelia dia nomen' ilay bôtanista alemàna Carl Ludwig Willdenow anarana ho fanomezam-boninahitra an' i Samuel Elisée Bridel-Brideri.

Tamin' ny Febroary 2023 ny Plants of the World Online dia nanaiky ireto karazana manaraka ireto:*

  • Bridelia adusta
  • Bridelia affinis
  • Bridelia alnifolia
  • Bridelia assamica
  • Bridelia atroviridis
  • Bridelia balansae
  • Bridelia brideliifolia
  • Bridelia cathartica
  • Bridelia cinnamomea
  • Bridelia curtisii
  • Bridelia duvigneaudii
  • Bridelia eranalis
  • Bridelia erapensis
  • Bridelia exaltata
  • Bridelia ferruginea
  • Bridelia finalis
  • Bridelia fordii
  • Bridelia glauca
  • Bridelia grandis
  • Bridelia harmandii
  • Bridelia insulana
  • Bridelia leichhardtii
  • Bridelia macrocarpa
  • Bridelia micrantha
  • Bridelia microphylla
  • Bridelia mollis
  • Bridelia montana
  • Bridelia moonii
  • Bridelia ndellensis
  • Bridelia nicobarica
  • Bridelia oligantha
  • Bridelia ovata
  • Bridelia parvifolia
  • Bridelia pervilleana
  • Bridelia pustulata
  • Bridelia retusa
  • Bridelia rhomboidalis
  • Bridelia ripicola
  • Bridelia scleroneura
  • Bridelia sikkimensis
  • Bridelia somalensis
  • Bridelia speciosa
  • Bridelia stipularis
  • Bridelia taitensis
  • Bridelia tenuifolia
  • Bridelia tomentosa
  • Bridelia triplocarya
  • Bridelia tulasneana
  • Bridelia verrucosa
  • Bridelia whitmorei
  • Bridelia wilksii

Karazana nafindra antoko

[hanova | hanova ny fango]

Ireto karazana manaraka ireto dia nafindra anoko (Aporosa, Cleistanthus, Damnacanthus, Phyllanthus, Scleropyrum):

  • B. acuminata - Phyllanthus triandrus
  • B. attenuata - Cleistanthus oblongifolius
  • B. buxifolia - Cleistanthus stipitatus
  • B. chartacea - Cleistanthus oblongifolius
  • B. collina - Cleistanthus collinus
  • B. diversifolia - Cleistanthus diversifolius
  • B. heterantha - Phyllanthus glomerulatus
  • B. horrida - Scleropyrum pentandrum
  • B. laurina - Cleistanthus stipitatus
  • B. loureiroi - Cleistanthus monoicus
  • B. monoica - Cleistanthus monoicus
  • B. oblongifolius - Cleistanthus oblongifolius
  • B. patula - Cleistanthus patulus
  • B. polystachya - Cleistanthus polystachyus
  • B. rufa - Cleistanthus rufus
  • B. rugosa - Aporosa lunata
  • B. sinica - Phyllanthus hohenackeri
  • B. spinosa DC. 1833 not (Roxb.) Willd. 1806 - Damnacanthus indicus
  • B. stipitata - Cleistanthus stipitatus
  • B. stipularis Hook. & Arn. 1837 not (L.) Blume 1826 - Cleistanthus stipularis

Karazana misy eto Madagasikara

[hanova | hanova ny fango]

Indreto ny karazana misy eto Madagasikara:

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]