Hankany amin'ny vontoatiny

Brassicales

Avy amin'i Wikipedia
Aubrieta deltoidea

Ny Brassicales dia filaharana bôtanika ahitana zavamaniry mamony roa ravin-tsimoka; dia nampidirin' ny fanasokajiana filôjenetika APG (1998). Ity flaharana ity amin' izao fotoana izao dia misy fianakaviana 17, vondron-karazana 398 ary karazana 4 450 eo ho eo, ao anatin' izany ny vondron-javamaniry lehibe manan-danja ara-toekarena toy ny vondrona papay (Carica) sy ny vondrona kôlza sy nave (Brassica), laisoa (Brassica, Crambe, Pringlea).

Fanasokajiana

[hanova | hanova ny fango]

Fanasokajiana taloha

[hanova | hanova ny fango]

Ao amin' ny fanasokajiana APG II (2003), dia ahitana ireto fianakaviana ireto:

Ny Angiosperm Phylogeny Website dia tsy manaiky ny fianakaviana tsy voatery fa mamorona hafa ([22 aogositra 2006] fianakaviana 17, vondron-karazana 398, karazana 4 450). Eto, ity filaharana ity dia ahitana ireto fianakaviana manaraka ireto:

Fanasokajiana ankehitriny

[hanova | hanova ny fango]

Ao amin' ny fanasokajiana APG III (2009) dia ahitana ireto fianakaviana manaraka ireto ny Brassicales:

  • Akaniaceae Stapf (1912) (tafiditra ao ny Bretschneideraceae Engl. & Gilg)
  • Bataceae Mart. ex Perleb (1838)
  • Brassicaceae Burnett (1835)
  • Capparaceae Juss. (1789)
  • Caricaceae Dumort. (1829)
  • Cleomaceae Bercht. & J.Presl (1825)
  • Emblingiaceae J.Agardh (1958)
  • Gyrostemonaceae A.Juss. (1845)
  • Koeberliniaceae Engl. (1895)
  • Limnanthaceae R.Br. (1833)
  • Moringaceae Martinov (1820)
  • Pentadiplandraceae Hutch. & Dalziel (1928)
  • Resedaceae Martinov (1820)
  • Salvadoraceae Lindl. (1836)
  • Setchellanthaceae Iltis (1999)
  • Tovariaceae Pax (1891)
  • Tropaeolaceae Juss. ex DC. (1824)