Hankany amin'ny vontoatiny

Brasil Foods

Avy amin'i Wikipedia
Sadia

Ny Brasil Foods (BRF S.A.) dia orinasam-pisakafoanana transnational Breziliana, vokatry ny fampivondronana eo amin'i Sadia sy Perdigão, ireo orinasa roa lehibe ao  Brazila. Ny hetsika dia nambara tamin'ny 2009 ary nifarana tamin'ny 12 Jona 2013 Brasil Foods (BRF) dia fitambaran'ny Perdigão 68% sy Sadia 32%.

Vokatra: Saosisy & akoho.