Brachyura

Ny Brachyura dia zafim-pilaharan' ny Decapoda, izay manana tongotra dimy ankavia sy dimy ankavanana, ny roa eo aloha dia niova ho lasa fiketohana, manana harany somary fisaka, kibo fohy toy ny rambo, matetika miafina ao ambanin' ny tratrany. Tsy afangaro ny Brachyura (foza na drakaka tena izy) sy Anomura (indrindra fa ny Paguroidea). Miaina any amin’ ny ranomasimbe rehetra eran-tany, na amin’ ny ranomamy ary amin’ ny tany izy ireo. Amin' ny ankapobeny dia rakotra karana ivelany matevina izy ireo. Nipoitra voalohany izy ireo manodidina ny 200 tapitrisa taona lasa izay.
Fanakilasiana
[hanova | hanova ny fango]
Ny Brachyura dia misy karazana 7 000 eo ho eo ao amin' ny fianakaviana 98. Ny fivoaran' ny foza dia miavaka noho ny fananany vatana mihamatanjaka sy ny fihenan' ny kibony.

Ny isan' ny karazana misy sy efa lany tamingana (†) dia omena ao anaty fononteny. Ny fianakaviambe Eocarcinoidea, misy ny Eocarcinus sy ny Platykotta, dia noheverina fa misy ny foza tranainy indrindra; dia heverina ho anisan' ny Anomura izy io ankehitriny.
- †Callichimaeroida
- †Callichimaeroidea (1†)
- Dromiacea
- †Dakoticancroidea (6†)
- Dromioidea (147, 85†)
- Glaessneropsoidea (45†)
- Homolodromioidea (24, 107†)
- Homoloidea (73, 49†)
- Raninoida (46, 196†)
- Cyclodorippoida (99, 27†)
- Eubrachyura
- Heterotremata
- Aethroidea (37, 44†)
- Bellioidea (7)
- Bythograeoidea (14)
- Calappoidea (101, 71†)
- Cancroidea (57, 81†)
- Carpilioidea (4, 104†)
- Cheiragonoidea (3, 13†)
- Corystoidea (10, 5†)
- †Componocancroidea (1†)
- Dairoidea (4, 8†)
- Dorippoidea (101, 73†)
- Eriphioidea (67, 14†)
- Gecarcinucoidea (349)
- Goneplacoidea (182, 94†)
- Hexapodoidea (21, 25†)
- Leucosioidea (488, 113†)
- Majoidea (980, 89†)
- Orithyioidea (1)
- Palicoidea (63, 6†)
- Parthenopoidea (144, 36†)
- Pilumnoidea (405, 47†)
- Portunoidea (455, 200†)
- Potamoidea (662, 8†)
- Pseudothelphusoidea (276)
- Pseudozioidea (22, 6†)
- Retroplumoidea (10, 27†)
- Trapezioidea (58, 10†)
- Trichodactyloidea (50)
- Xanthoidea (736, 134†)
- Thoracotremata
- Cryptochiroidea (46)
- Grapsoidea (493, 28†)
- Ocypodoidea (304, 14†)
- Pinnotheroidea (304, 13†)
- Heterotremata