Brabant Avaratra
Fiseho
51°34′N 05°11′E / 51.567°N 5.183°E
Brabant Avaratra
| |||
| Velarantany | 5,082,06 km2 | ||
| Isan'ny mponina | 2,664,364 | ||
| Tanàn-dehibe | NC | ||
| Ben'ny tanàna | NC | ||
| Firenena | |||
| Fanjakana | NC | ||
| Faritany | |||
| Faritra | NC | ||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | NC | ||

Brabant Avaratra (neerlandey: Noord-Brabant) dia faritany iray any atsimon'ny
Nederlandy, miaraka amin'ny renivohiny ’s-Hertogenbosch. Io no faritany lehibe indrindra ao amin'ny firenena araka ny velarantany.
Ny tanànan'ny oniversite Eindhoven dia hita ao Brabant Avaratra ihany koa. 2.664.364 mponina i Brabant Avaratra.