Hankany amin'ny vontoatiny

Boris Nemtsov

Avy amin'i Wikipedia
Boris Nemtsov
Ankapobeny
AnaranaBoris Nemtsov
Teraka9 Oktobra 1959
Toerana-
Maty27 Febroary 2015
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Rosia
Asa :
Fiainana manokana
Boris Nemtsov (2014)

Boris Efimovitch Nemtzov, .dia mpanao politika rosiana mizaka ny zom-pirenen'i  Rosia teraka ny 9 Oktobra 1959 tao Sochi ary maty ny 27 Febroary 2015 tao Moskva.

Nandritra ny fotoana ela izy dia iray amin'ireo olo-malaza ao amin'ny antoko liberaly Union des forces de droite. (rosiana: Союз правых сил) Nivoatra avy amin'ny mpanohana an'i Vladimir Putin ho iray amin'ireo mpitsikera mafy indrindra izy ary iray amin'ireo mpitarika malaza indrindra amin'ny fanoherana ny fitondran'i Putin.

Tamin'ny 27 Febroary 2015, maty voatifitra tao afovoan'i Moskoa izy.