Hankany amin'ny vontoatiny

Borikidia afrikana

Avy amin'i Wikipedia
Borikidia afrikana

Ny borikidia afrikana dia biby mampinono mpihinana ahitra ao amin' ny fianakaviana Equidae. Ny anarany ara-tsiansa dia Equus africanus asinus (raha zana-karazana) na Equus africanus (raha karazana). Io no razamben' ny boriky fiompy na ampondra (Equus africanus asinus na Equus asinus). Ny borikidia afrikana dia mipetraka any amin' ny tany efitra sy faritra maina hafa any amin' ny Tandrok' i Afrika, any Eritrea, any Sômalia, ary any Etiôpia. Misy 700 eo ho eo amin' izao fotoana izao ny isan' izy ireo.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]