Bopomofo
Fiseho

Abidy ara-peo natao mba handray an-tsoratra ny fiteny sinoa ny Bopomofo. Zhuyin Fuhao ( 注音符號 ) koa ny anarany afa.
Hoan'ny mpianatra mianatra mamaky teny sinoa io abidy io. Mampiasa litera 37 sy feo (tons) efatra ary afaka mandray an-tsoratra ny feo (sons) rehetra ny fiteny mandarina ny Bopomofo.
Tabilao fampitahana
[hanova | hanova ny fango]| Litera ny Abidy ny Zhuyin Fuhao | ||||||||||
|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|
| zanatsoratra | farany | renifeo | ||||||||
| ㄦ | ㄢ | ㄞ | ㄚ | ㄗ | ㄓ | ㄐ | ㄍ | ㄉ | ㄅ | |
| ㄣ | ㄟ | ㄛ | ㄘ | ㄔ | ㄑ | ㄎ | ㄊ | ㄆ | ||
| ㄤ | ㄠ | ㄜ | ㄙ | ㄕ | ㄒ | ㄏ | ㄋ | ㄇ | ||
| ㄥ | ㄡ | ㄝ | ㄖ | ㄌ | ㄈ | |||||