Bolhrad (Okrainiana: Болград ) dia tanàna ao amin'ny faritra atsimon'i Okraina ao amin'ny Faritr'i Odessa oblast izay misy mponina 17.000 eo ho eo.
Ivon'ny distrikan'i Bolhrad mitovy anarana io tanàna io ary eo amin'ny morontsiraka avaratry ny Farihy Yalpuh akaikin'ny sisintany amin'ny Repoblikan'i Moldavia, eo amin'ny 176 kilometatra atsimoandrefan'i Odessa no misy azy.
Bolhrad dia naorin'ny mpitsoa-ponenana Boligara tamin'ny 1821, an'ny Fanjakan'i Moldavia nanomboka tamin'ny 1856 ka hatramin'ny 1859, avy eo tany Romania hatramin'ny 1878 ary nanomboka tamin'ny 1918 ka hatramin'ny 1940 ary nanomboka tamin'ny 1941 ka hatramin'ny 1944, ary avy eo tamin'ny SSR Okrainiana. Hatramin'ny nandravana azy tamin'ny 1991, dia anisan'ny Okraina mahaleo tena ny tanàna.
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i: Bolhad