Boky amin'ny anaran'i Esdrasa

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny boky amin'ny anaran'i Esdrasa (na Ezra) dia boky ao amin'ny Baiboly izay mety ho kanonika na apokrifa. Ny Bokin'i Ezra (na Esdrasa) ihany no kanonika ao amin'ny Baiboly hebreo (Tanakh) sy ny Baiboly protestanta fa protokanonika kosa ao amin'ny Baiboly katolika sy ny Baiboly ortodoksa.

Boky kanonika[hanova | hanova ny fango]

Ny fitambaran'ireo boky roa ireo no atao hoe Boky Ezra-Nehemia.

Boky apokrifa[hanova | hanova ny fango]

Ny boky hafa rehetra dia apokrifa. Ireto avy izy ireo:

  • Boky fahefatr'i Esdrasa na Apokalipsin’i Esdrasa na Apokalipsy jiosin’i Esdrasa na 2Esdras ao amin’ny lisitra anglisy.

Ny Fahitan'i Esdrasa dia tsy isan'ireo boky miovaova laharana.

Inty ny tabilao maneho ireo boky miovaova anarana sy laharana:

Ny iantsoana azy ato amin’ny Wikipedia malagasy Anarana omen’ny mpikaroka Volgata Slavonika Etiopiana Anglisy
Bokin’i Esdrasa - 1Esdrasa 1Esdras 1Ezdra 1Izra Ezra
Bokin’i Nehemia - 2Esdrasa 2Esdras Nehemia Nehemiah
Esdrasa grika 3Esdrasa 3Esdrasa 3Esdras 2Ezdra 2Izra 1Esdras
4Esdrasa 5Esdrasa 5Esdrasa 4Esdras

(Esdrasa)

3Ezdra - 2Esdras
Apokalipsan’i Esdrasa 4Esdrasa Izra Sutuel

(ዕዝራ ሱቱኤል)

6Esdrasa 6Esdrasa -

Jereo koa :[hanova | hanova ny fango]