Aller au contenu

Boky-boky

Avy amin'i Wikipedia
Boky-boky

Ny Boky-boky (Mungotictis decemlineata) dia biby ao amin' ny fianakaviana Eupleridae misy eto Madagasikara. Miaina any amin' ny faritra andrefan' i Madagasikara izy io ary any amin' ny misy ala mikitroka ao avaratr' i Madagasikara any amin' ny faritra andrefana sy atsimo-andrefan' i Madagasikara, izay misy azy manomboka amin' ny haabon' ny ranomasina ka hatrany amin' ny 125 m eo anelanelan' ny reniranon' i Tsiribihina sy Mangoky.