Bokin' ny Fahaterahan' i Maria

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Bokin'ny Fahaterahan' i Maria)

Ny Bokin' ny Fahaterahan' i Maria na Evanjelin' ny Fahaterahan' i Maria izay nitondra ny lohateny latina tamin' ny voalohany hoe De Mariae[1] dia boky apôkrifa kristiana. Tsy tokony hafangaro amin' ilay boky mitondra ny lohateny hoe "Tantaran' ny Fahaterahan' i Maria sy ny Fahazazan' ny Mpamonjy" io boky io[2].

Fanakambanana ny Prôtevanjelin' i Jakôba sy ny Evanjelin' i Pseodô-Matio io asa soratra io izay mitantara ny fahaterahana sy ny fahatanoran' i Maria. Teo anelanelan' ny taonjato faha-6 sy faha-7, na tamin' ny taona 868-869 no nanoratana azy[3]. Voalaza ho i Pseodô-Hierônimo na koa i Paskhasio Radberto no nanoratra azy[1].

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Ireo evanjelin' ny fahazazana:

Loharano[hanova | hanova ny fango]

  1. 1,0 et 1,1 Séverine Ferraro, Les images de la vie terrestre de la Vierge dans l'art mural (peintures et mosaïques) en France et en Italie : des origines de l'iconographie chrétienne jusqu'au Concile de Trente, 2013 (vakio eto [tahiry]). Jereo p. 150.
  2. Histoire de la nativité de Marie et de l'enfance du Sauveur [tahiry], dikan-tenin'i Gustave Brunet (site Remacle).
  3. Évangile de la nativité de Marie [tahiry] (site de la Bibliothèque nationale de France).