Bodo

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Momba azy[hanova | hanova ny fango]

Bodoharisoa Razafindrazaka fantara amin'ny anarana hoe Bodo dia Mpanakanto Malagasy. Fantatra koa amin 'ny hoe "La Diva De La Chanson Malagache".

Dingana nataony[hanova | hanova ny fango]

1989:Nahazo voalohany tamin'ny fifaninanina TOP 16 izy tamin'ilay hira noforoniny mitondra ny lohateny hoe "Miandry Anao" ary nahazo loka fivahinianana any ampitan-dranomasina ny taona 1990, Tany no namoronany an'ilay hirany malaza hoe "Hody".

1991. Namoaka ny raki-kirany "Neny" izy , izay mirakitra ny hira noforonin'izy sy i Naivo toa an'i "Fony Aho" "Misy Farany" "Dada" "Neny" "Mpanarato" "Mba Hento Aho" "Fisarahana", ary niara niseho sehatra tamin'i Poopy sy Landy ary ny tarika Johary. Ankoatra izay dia nianatra nilalao Theatra ihany koa Izy.

1992. Niara Nihira Tamin'i Bessa sy i Lola Izy ka nampalaza azy ireo tamin'izany ilay hira hoe "Mba Te Hiantefa", "Hafa Ihany I Mama","Andao Ihira" sns, Fantatra teo amin'ny sehatry ny "rock" malagasy ihany koa izy ary niara niasa tamin'i mpaoron-kira anglisy Sonny Clarc izay namorona ny hirany nalaza tamin'izany toa an'i "Mama is in and Dad is Out", "Go Dancing Tonight" na koa "Politic scrimich" sy "HeartBreaker".

1993. Namoaka ny Raki-kirany voalohany i Bodo , mitondra ny lohateny hoe "Sombin'aiko", nalaza tamin'izany "Bianco" "Ry Foko" "The regret is never before" sy ny maro samy hafa.

1994 Voafidy hisolo-tena an'i Madagasikara nandritry ny jeux de la francophonie izay natao tany La Réunion izy ka nahazo medaly volafotsy tamin'ny alalan'ilay hira noforoniny hoe "Divesité" sy " Solitaire"!, io taona io ihany koa no namoahany an'ilay rakikirany faharoa "Solotaire-Diversité" izay mirakitra ireo hira nampalaza azy toy ny "Mba Rahoviana" , "Foiko Ho anao" na koa "Ny Fahitana anao" ary nahazo ny loka Tamin'ny Gasitsara.

1995 Nofidian'i Dama ao amin'ny Mahaleo (tarika) i Bodo hiara ihira aminy ilay hira hoe "Mimosa", Voafidy ho Ambasadaorin'ny Unicef ihany koa izy , nandimby toerana an'i Henri Ratsimbazafy.

1996.Namoaka ny Double Album "Zah Tomany" sy "Fotsiny" i Bodo ary nanao ny TOURde Mada 96.

1997. Namoaka ny rakikira evangelika "Tsangambato" izy ary nisao sahatra voalohany tao amin'ny Palais de sport niaraka tamin'ny Poopy.

1998. Nilatsaka ho fidiana ho solom-bavambahoaka i Bodo.

1999. Nivoaka ny rakikira "Mamiko" , mirakitra an'i "Safidy" "Modia" ary "Ataoko Akory".

2000. Niavaka teoa amin'ny sehatry ny cabaret i Bodo tamin'ny fahaizany miangaly ny hiran'i Whitney Houston, Mariah Carey na koa i Celine Dion.Niaka-tsehatra tao amin'ny palais des sport niaka tamin'ny Njakatiana.

2001. Nivoaka ny raki-kira "Andao Handihy" , miraiktra an'i "Tsy Izany" sy "Hiverina aho"

2003.Voafidy ho san'ny mpitsara ny casting PAZZAPA izay nokarakarain'ny RTA izy; Ary namoaka ny rakikirany "Aina Miray" izay nisy an'i "Ankino", hira nalaza indrindra ny taona 2003 sy 2004.

2005.Nivoaka ny rakikira "Mety Ve", ary nosafidian'ny RTA ho reny mpiahy ny Pazzapa Izy.

2006.Niditra teo amin'ny sehatry ny Sarimihetsika Malagasy ary Nilalao Tamin'ilay horonantsary hoe "Poizina " izy.

2007.: ny volana feborary , nanakaiky ny andro fankalazana ny fetin-mpifankatia dia niaraka nanao fampisehoana i Bodo sy i Poopy, folo taona taty aoriana tao @ palais des sports, andro vitsivitsy alohan'ny fampisehoana dia efa guichet fermé!, ary maro ny nitaraina fa tsy tafiditra ka dia niverina niakan-tsehatra indray izy roa ny volana septembre ary namoaka an'ilay raki-kira vaovao "Tia Foana". Namoaka raki-kira "Izaho Sy I Neny" , izay rakikira manokana ho an'i Reny Ihany koa i Bodo .

2009.Niteraka Ny Zanany "Olon-Tsoa" Izy.

2010. Namoaka ny Rakikira "Kilalao" sy DVD "Kilalaonao" izy.

2012. Namoaka ny Rakikira "Ny Fitiavana Avy Aminao", ary dia nisantatra ny coullise on tv tao amin'ny TV plus Madagascar.

2013.Nivoaka ny Rakikira "Accostique " namerenany ireo hira nampalaza azy amin'ni endriny akostika.

2014.Nivoaka ny Rakikira vaovao "Tsy Miova Aho" fanamarihany ny 25 Taona Nihirany.

Raki-Kira[hanova | hanova ny fango]

1993 : Sombin'iaiko[hanova | hanova ny fango]

  1. Bianco
  2. Vetson-takariva
  3. Sombin'aiko
  4. Hody
  5. Heart Breaker
  6. Mpanarato
  7. The Regrets Is Never Before
  8. Ry Foko
  9. Political Scrimitch
  10. Dancing Tonight

1994 : Solitaire - Diversité[hanova | hanova ny fango]

  1. Solitaire
  2. Foiko Ho Anao
  3. Boniment
  4. Mba Rahoviana
  5. Ne Lache Pas Ma Main
  6. Ny Fahitana Anao
  7. Diversité
  8. Apel
  9. Falifaly
  10. Pleure Caché
  11. Miandry Anao
  12. Leo Ny Manao Ny Marina

1996 : 'Zah Tomany[hanova | hanova ny fango]

  1. Avelao Hanantena
  2. Aok'izay
  3. Manirery
  4. Mitafa Irery
  5. Ambarambarao
  6. Mitraka
  7. Ny Ntsia
  8. Manimanina
  9. Satry
  10. Paradisan-tany
  11. Ianao
  12. Tsy Satry

1996 : Fotsiny[hanova | hanova ny fango]

  1. -fotsiny,
  2. -tso-drano,
  3. -rafehendrena,
  4. -nandao,
  5. -aza manahy ,
  6. -ny anao sy ny azy ,
  7. -malagasy,
  8. -ho antsika,
  9. - lazao,
  10. -lany fanahy ,
  11. - ataoko ahoana,
  12. -hifonako

1997: Tsanga m_bato[hanova | hanova ny fango]

  1. Lalan-davitra
  2. Moa Ve Tsy Ho Lazaiko
  3. Isaoranay
  4. Sambatra
  5. Tsy Mba Lapa
  6. Aro
  7. Ianareo Roa
  8. Mandalo Ihany
  9. Raha Re Ny Feon i Jesoa Tia

1999 : Mamiko[hanova | hanova ny fango]

  1. Mamiko
  2. Tsy Vandivandy
  3. Satria
  4. Modia
  5. Safidy
  6. Ataoko Akory
  7. Embona
  8. Fenofeno
  9. Ianao
  10. Vali_babena
  11. Mamiko (acoustic)

2001: 'Nao Handihy[hanova | hanova ny fango]

  1. Ndao handihy
  2. Anjelinao
  3. Hiran'i Neny
  4. Hafatra
  5. Tia Tiana sy
  6. Avelao Hifaly
  7. Valim-Pitia
  8. Ampy izay
  9. Tsy izany
  10. Tia anao
  11. Veloma
  12. Hiverina
  13. Vali-babena (remix)

2003 : Aina Miray[hanova | hanova ny fango]

  1. Aina Miray
  2. Ankino
  3. Gasy mody
  4. Tsy angina
  5. Fenonao
  6. Zanakao
  7. Aho tsy maninona
  8. Hiran'i Neny
  9. Sûr'Eau
  10. Tsaroany

2003 : Best Of[hanova | hanova ny fango]

CD 1

  1. Ento aho,
  2. Tsy izany,
  3. Ataoko akory,
  4. Mba rahoviana,
  5. Paradisa year-tany
  6. Ny Tsia
  7. Modia,
  8. Rafahendrena,
  9. Ndao handihy,
  10. Heart Breaker

CD 2

  1. Miandry anao,
  2. Satria,
  3. Ampy izay,
  4. Ny fahitana anao,
  5. Ry foko,
  6. Safidy,
  7. Fotsiny,
  8. Sombinaiko,
  9. Avelao hifaly,
  10. Foiko ho anao,
  11. Bianco,
  12. Ifonako

2005 : Mety Ve[hanova | hanova ny fango]

  1. Mety ve
  2. Hafatra ho anao
  3. Ilaiko aminao
  4. Ampamoizo
  5. Babo
  6. Ny fitiavanao
  7. Tafahoatra
  8. Raha omenao
  9. Vavaka
  10. Rehefa ianao eo
  11. Mankany aminao

2007 : Tia foana (album duo avec poopy)[hanova | hanova ny fango]

  1. Medley Slow (Fony Aho/Afenina/Hody/Tsy Natolony/Sombin'aiko/Tolory Tanana)
  2. Raha Toa
  3. Lazao Ahy Fa ...(Poopy)
  4. Hankany Aminao (Bodo)
  5. Medley Dance (Tsy Izany/Izay Manao Ny Marina/Taloha/Misy Farany)
  6. Tia Foana
  7. Afenina/Tsy Maninona Aho

2007: Izaho Sy I Neny[hanova | hanova ny fango]

  1. Neny,
  2. Neny tiakao,
  3. Hiran'I Neny,
  4. Ambarambarao,
  5. Tso-drano,
  6. Sombinaiko,
  7. I Hafa ihany Mama

2010 : Kilalaonao[hanova | hanova ny fango]

Kilalao CD

  1. Fiainana,
  2. Kilalao,
  3. Efa ahy,
  4. Ny atao no Miverina,
  5. Fo tia,
  6. Iaino,
  7. Singa,Sarobidy
  8. Angamba,
  9. Tsingerin-taona,
  10. . Asa aloha
  11. Bonus

Kilalao VCD

  1. Fiainana
  2. Kilalao

2011: Mizara[hanova | hanova ny fango]

  1. tojo avec solo,  
  2. talenta avec max exception,,
  3. somainao zaho avec francisco,,
  4. satria avec hery,,
  5. mahery ny fitia avec rija ramanantoanina et hery,,
  6. tia foana avec poopy,,
  7. fisarahana avec Naivo,,
  8. mba te hiantefa avec mahery,,
  9. fitiava namana avec luk,,
  10. tena fitia avec balita marvin, 
  11. satria avec malala, 
  12. tso drano avec mitia

2012 : Fitiavana tena avy aminao[hanova | hanova ny fango]

  1. Fitiavana tena avy aminao,
  2. Leon-dranomaso,
  3. Ianao,
  4. Valim-bavaka,
  5. Eo am-pelatananao,
  6. Ho Tanjona,
  7. Resy lahatra,
  8. Fitahiana,
  9. Ilay fitsaharana,
  10. Omeo ahy

2013 : Acoustique[hanova | hanova ny fango]

  1. Fenofeno
  2. Nandao
  3. Tsy Hangina
  4. Manirery
  5. Modia
  6. The Regrets Is Never Before
  7. Ataoko Akory
  8. Malagasy
  9. Mpanarato
  10. Heart Breaker

2015 : Tsy Miova Aho[hanova | hanova ny fango]

  1. Tsy Very Maina
  2. Aim_panahy
  3. Fihavanana
  4. Tsy Miova Aho
  5. Tanora (feat Agrad & Skaiz)
  6. Fitia Mikony
  7. Ny Antsika No Mety
  8. Mangahiahy
  9. Taloha
  10. Aza Tsaraina

http://tononkira.serasera.org/?rub=mpihira&id=2