Bodisma mahaiana

Avy amin'i Wikipedia

Ny mahaiana na bodisma mahaiana dia endriky ny bodisma izay niseho tamin' ny fiandohan' ny andro kristiana tao amin' ny Empira Kosana sy tao avaratr' i India izay nielezany haingana tany Trim sy tany Sina, alohan' ny hielezany tamin' ny faritra hafa any Atsinanana Indrindra. Anisan' ny sekolin' ny mahaiana ny Madhyamaka, ny Chittamatra, ny Chán (Son any Kôrea, Zen any Japàna), ny Jìngtǔ ("Tany madio"), ary ny bodisman' i Nichiren.

Ny mahaiana no firehana bodista be mpanaraka indrindra ankehitriny (53 % amin' ny Bodista any Azia Atsinanana ary 6 % ny Vajraiana), raha 36 % ny Teravada (tamin' ny taona 2010)[1].

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Loharano sy fanamarihana[hanova | hanova ny fango]

  1. Johnson, Todd M.; Grim, Brian J. (2013). The World's Religions in Figures: An Introduction to International Religious Demography (PDF). Hoboken, NJ: Wiley-Blackwell. p. 36. Archived from the original (PDF) on 20 October 2013. Retrieved 2 September 2013.