Aller au contenu

Blaogy

Avy amin'i Wikipedia

Ny blaogy dia fitambaran-teny hoe "Web log"; raha amin' ny teny malagasy, ny log na ny laogin dia midika hoe "mitsofoka" na "miditra". Blaogy koa dia karazan' ny tranonkala aterineto ahafahana manao dokam-barotra, sns. Amin' ny teny frantsay sy anglisy izay dia Blog.

Fiantsoany ny olona mampiasa azy

[hanova | hanova ny fango]

Antsoina hoe "blogueur na ny blogueuse" amin' ny teny frantsay ary blogger raha amin' ny teny anglisy, ireo olona manao io blaogy io.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.