Aller au contenu

Beta

Avy amin'i Wikipedia
Beta vulgaris

Ny Beta dia vondron-karazan-javamaniry ao amin' ny fianakaviana Amaranthaceae. Ny mpikambana malaza indrindra dia ny betiravy mahazatra, Beta vulgaris, saingy misy karazana maro hafa fantatra. Saika izy rehetra dia manana anarana mahazatra misy ny teny hoe "betiravy". Ny karazana Beta dia dia hita manerana ny morontsirak' i Atlantika any Eorôpa, ny morontsirak' i Mediteranea, ny Afovoany Atsinanana, ary ny faritr' i Azia anisan' izany i India.

    • Beta macrocarpa Guss.
    • Beta vulgaris L.
      • Beta vulgaris subsp. adanensis (Pamukç. ex Aellen) Ford-Lloyd & J.T.Williams (Syn.: Beta adanensis Pamukç. ex Aellen)
      • Beta vulgaris subsp. vulgaris (Syn.: Beta vulgaris subsp. cicla (L.) Arcang., Beta vulgaris subsp. rapacea (Koch) Döll).
      • Beta vulgaris subsp. maritima
    • Beta patula Aiton
    • Beta lomatogona Fisch. & C.A.Meyer
    • Beta macrorhiza Stev.
    • Beta corolliflora Zosimovic ex Buttler
    • Beta trigyna Waldst. & Kit.
    • Beta nana Boiss. & Heldr.