Bernieridae
Fiseho

Ny Bernieridae dia fianakaviam-boronkely mpisiotsioka, ao amin' ny filaharana Passeriformes, nohamarinina vao tsy ela akory izay ny fisiany, tamin' ny taona 2010. Ahitana karazana iraika ambin' ny folo (ao amin' ny vondron-karazana na sokajy valo) amin' ny voronkely anaty ala ity fianakaviana ity amin' izao fotoana izao. Tsy misy afa-tsy eto Madagasikara ireo vorona ireo.
Lisitry ny vondron-karazana sy ny karazana
[hanova | hanova ny fango]Araka ny fanasokajian' ny International Ornithological Congress (versiôna 14.2, 2024):
- sokajy Oxylabes Sharpe, 1870
- Oxylabes madagascariensis (Gmelin, JF, 1789) – fodiala, farifitra mena, sirontsirona, vangamaintiloha.
- sokajy Bernieria Pucheran, 1855
- Bernieria madagascariensis (Gmelin, JF, 1789) –
- sokajy Cryptosylvicola Goodman, Langrand & Whitney, 1996
- Cryptosylvicola randrianasoloi Goodman, Langrand & Whitney, 1996 –
- sokajy Hartertula Stresemann, 1925
- Hartertula flavoviridis (Hartert, E, 1924) –
- sokajy Thamnornis Milne-Edwards & Grandidier, A, 1882
- Thamnornis chloropetoides (Grandidier, A, 1867) – kiritika malagasy
- sokajy Xanthomixis Sharpe, 1881
- Xanthomixis zosterops (Sharpe, 1875) – farifotra
- Xanthomixis apperti (Colston, 1972) – farifotra
- Xanthomixis cinereiceps (Sharpe, 1881) – farifotra
- sokajy Crossleyia Hartlaub, 1877
- Crossleyia xanthophrys (Sharpe, 1875) – foditany
- Crossleyia tenebrosa (Stresemann, 1925) – farifotra
- sokajy Randia Delacour & Berlioz, 1931
- Randia pseudozosterops Delacour & Berlioz, 1931 –