Hankany amin'ny vontoatiny

Bernardo Arévalo

Avy amin'i Wikipedia

-1951)

Bernardo Arévalo
Ankapobeny
AnaranaBernardo Arévalo
Teraka07. Oktobra 1958
Toerana-
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Goatemala
Asa :
Fiainana manokana
Bernardo Arévalo)

César Bernardo Arévalo de León , (teraka ny Montevideo, 7 Oktobra 1958), dia diplaomaty Goatemalteka, sôsiôlôgy, mpanoratra ary mpanao politika. Izy no filohan'i Goatemala ankehitriny nanomboka ny 14 janoary 2024 taorian'ny nandreseny ny vadin'ny filoham-pirenena teo aloha, Sandra Torres, tamin'ny fihodinana faharoa tamin'ny fifidianana filoham-pirenena tamin'ny 2023 tamin'ny 20 aogositra.

Dia zanaky ny filoha Goatemalteka teo aloha Juan José Arévalo (1945-1951)