Berberis vulgaris
Fiseho

Ny Berberis vulgaris dia karazana zavamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Berberidaceae. Izy io dia hazobotry teratany aty amin' ny Tontolo Tranainy (Eorôpa, Afrika Avaratra, Azia Andrefana) ary nampidirina tany an-kafa ho haingo.