Hankany amin'ny vontoatiny

Benghazi

Avy amin'i Wikipedia
I Benghazi

I Benghazi dia tanàna ao Cyrenaica, any Libia, ary renivohitry ny distrika mitovy anarana aminy. Ny isan' ny mponina ao aminy dia 631 555, ao amin' ny tangoron-tanàna ahitana mponina miisa 1 180 000, ka mahatonga azy io ho tanàna faharoa lehibe indrindra any Libia taorian' i Tripoli renivohitra. Hatramin' ny nanombohan' ny Fikomiana Libiana tamin' ny taona 2011 dia i Benghazi no nisy ny Filankevi-Pirenen' ny Tetezamita, izay fahefana ara-pôlitikan' ny Tetezamita napetraky ny mpikomy libiana.