Bemihisatra
Fiseho
Ny Bemihisatra dia zana-poko na fokom-pianakaviana sakalava any amin' ny morontsiraka avaratra-andrefana. Anisan' ny atao hoe Ambaniandro na Ambanimasoandro izy ireo raha teo ambany fahefan' ny mpanaka merina ka lasa anisan' ny vahoakan' ny fanakany.