Hankany amin'ny vontoatiny

Belone belone

Avy amin'i Wikipedia
Antserake (Belone belone)

Ny Belone belone dia karazana trondro lava marani-bava miaina anaty rano masira na rano mamy mifangaro sira, izay ao anatin' ny fianakaviana Belonidae, ao amin' ny filaharana Beloniformes. Amin' ny teny malagasy izy dia atao hoe antserake na antseraka.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]