Hankany amin'ny vontoatiny

Bassora

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Basora)
Basra

Tanàn-dehibe faharoa ao Iràka i Bassora na Basra. Seranatsambo lehibe eny amin' ny moron' ny Shatt al-'Arab naorin' ny kalifa Omar tamin' ny taona 638.