Baskety
Fiseho

Ny baskety dia fanatanjahan-tena baolina izay matetika atao an-trano, izay misy ekipa roa manandrana manipy ny baolina ao amin'ny soron'ny ekipa mpanohitra. Mirefy 3,05 metatra ny harona ary miraikitra amin’ny lafiny roa tery amin’ny kianja filalaovana. Ny ekipa iray dia matetika ahitana mpilalao dimy