Bart De Wever
Fiseho

Bart Albert Liliane De Wever (teraka ny 21 Desambra 1970 tao Mortsel) dia mpanao politika Belza ary Praiminisitra
Belzika nanomboka ny 3 Febroary 2025.
Nanomboka ny taona 2004 ka hatramin'ny 2025, izy no Filohan'ny Nieuw-Vlaamse Alliantie (N-VA) ary nanomboka ny taona 2019 ka hatramin'ny 2024 dia mpikambana tao amin'ny Parlemanta Flanders. Nanomboka ny taona 2013 ka hatramin'ny 2025, izy no Ben'ny tanànan'i Anvers.
Tamin'ny 2 Janoary 2025, nanao fianianana indray ho Ben'ny tanànan'i Anvers i De Wever.
Tamin'ny 3 Febroary 2025, nanao fianianana ho Praiminisitra teo anatrehan'ny Mpanjaka Philippe (Belzika) i De Wever.
Praiministran'i Belzika
[hanova | hanova ny fango]| nodimbiasany | mpandimby | |
|---|---|---|
| Alexander De Croo Okt.2020-Feb.2025 | Bart De Wever Feb.2025- | - |
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Bart De Wever |