Hankany amin'ny vontoatiny

Barleria prionitis

Avy amin'i Wikipedia
Barleria prionitis
Vonin' ny Barleria prionitis

Ny Barleria prionitis dia karazan-javamaniry ao amin' ny fianakaviana Acanthaceae, anisan' ireo antsoin' ny Malagasy hoe "roy". Rintsokina ny anaran' ny zanakarazana Barleria prionitis subsp. madagascariensis amin' ny teny malagasy, izay tsy misy afa-tsy eto Madagasikara. Misy mitovitovy karazana amin' ny Barleria prionitis subsp. madagascariensis ny any Azia Atsimo sy ny faritra anelanelan' ny zana-pehintany atsy Afrika.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Tahirin-kevitra

[hanova | hanova ny fango]