Bardià

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Bardia)

I Bardià dia mpanjaka lehibe akemenida tao Persia nandritra ny volana vitsy tamin' ny taona 522 tal. J.K. afa-tsy hoe efa nisy namono talohan' izany sy efa nisy ny mpisandoka (i Gaomata) naka ny toerany ka nitondra ny empira. Zanak' i Kirôsy Lehibe izy ary zandry kelin' i Kambisesy II. Fantatra koa amin' ny anarana grika hoe Σμέρδις / Smerdis, Mergis, Mardos ary Τανυοξάρκης / Tanyoxarkès izy. Atao hoe Bardiya izy amin' ny teny persiana taloha.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Ireo mpanjaka persiana akemenida:

Akemenesy - Teispesy - Kirôsy I - Ariaramnesy - Kambisesy I - Arsamesy - Kirôsy II Lehibe - Kambisesy II - Bardià - Dariôsy I - Kserksesy I - Artakserksesy I - Kserksesy II - Sôgdianôsy - Dariôsy II - Artakserksesy II - Artakserksesy III - Arsesy - Dariôsy III.