Aller au contenu

Balearica

Avy amin'i Wikipedia
Vano volondavenona (Balearica regulorum)

Ny Balearica dia vorona misy karazana roa mbola misy ao amin'ny fianakavian'ny vano Gruidae.

Any Afrika, atsimon'ny Efitr' i Sahara ihany no misy an'io karazana io ankehitriny, ary izy ireo no hany vano afaka manao akany amin'ny hazo. Io toeram-ponenana io no antony iray mahatonga ny vano Balearica kely kely inoana fa mitovy akaiky amin'ny razamben'ny Gruidae.