Baktriàna

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Baktriàna

Baktriàna dia faritra tranainy tany Azia Afovoany. Baktriàna dia avaratry ny tandavan-tendrombohitra Hindu Kush ary atsimon'ny renirano Amu Daria, mandrakotra an'i Afganistàna. Amin'ny ankapobeny, dia faritra izay hita any avaratr'i Hindu Kush, andrefan'ny Pamir ary atsimon'ny Tian Shan, mandrakotra an'i Tajikistàna sy Ozbekistàna ankehitriny koa, miaraka amin'ny Amu Daria mikoriana miankandrefana amin'ny afovoany.