Baha'i

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Ny Baha'i dia Finoana lehibe sy mahaleo tena, Finoana na Fivavahana noentin'ny Irak'Andriamanitra Iray antsoina hoe Baha'u'llah izay midika hoe Voninahitr'Andriamanitra. Ny Baha'i ihany koa dia iantsoana ireo mpanara-dia ity Finoana ity. Ny Baha'i izay mandala ny: maha tokana an'Andriamanitra,