BR-316
Fiseho


Ny BR-316 dia lalana manelanelana an'i Porto Velho (
Rondônia) sy Manaus (
Amazonas). Tsy vita rarivato ny ankamaroan’ity fampifandraisana lalana ity.
889 km ny halavany ary iray amin'ireo lalana fohy indrindra any
Brazila.
| Tanàna | fanjakana federaly | halavirana (km) |
|---|---|---|
| Porto Velho | 0 | |
| sisintany Rondonia-Amazonia | 24 | |
| Humaitá | 181 | |
| Base Coronado | 14 | |
| Hevealândia | 319 | |
| Careiro da Várzea | 326 | |
| Manaus | 25 | |
| BR-319 | total | 889 |
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : BR-316 |