Hankany amin'ny vontoatiny

BR-163

Avy amin'i Wikipedia
Br-163
BR-163 Cuiabá-Santarém

BR-163 dia lalambe lavitr'ezaka any  Brazila. Mirefy 3269,3 km ny halavany, mampifandray ny tanànan'i Tenente Portela, ao  Rio Grande do Sul, mankany Santarém, ao  Pará .

Mampifandray ny fanjakan'i  Rio Grande do Sul,  Santa Catarina,  Paraná,  Mato Grosso do Sul,  Mato Grosso ary  Pará .