BASF
Fiseho
| BASF | ||
| Indostria | simika | |
| Foibe | Ludwigshafen | |
| Mpiasa | ||
| Mpitarika | ||
| Firenena | ||
| Famokarana | ||
| Varotra | ||
| Taona nanorenana | 1865 | |

Ny orinasa BASF SE dia miorina amin'ny Ludwigshafen,
Alemaina.
Misy solontena any amin'ny firenena 93 ary miasa toerana famokarana 234. Raha resaka varotra, BASF no orinasa simika lehibe indrindra eran-tany.
Ny orinasa dia manana ny fiaviany ao amin'ny Badische Anilin- & Sodafabrik, naorina tao Mannheim tamin'ny 1865. Satria tsy nisy toerana mety hita tao, dia naorina tamin'io taona io ihany ilay orinasa vaovao teo amin'ny sisin'ny reniranon'i Rhin ao Ludwigshafen.