Daody Bôrà

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Bôrà Daody)
Ankohonana manao fanamiana maha daody bôrà azy

Ny Daody Bôrà dia sampan' ny Siita ismaeliana bôrà izay nipoitra avy amin' ny fisamahany tamin' ny Solaimany Bôrà (Sulaymani Bohra) tamin' ny taona 1592, izay hita indrindra ao Iemena. Ny Daody Bôrà dia sampany lehibe indrindra izay mananana ny foibeny ao India. Nahazo ny anarany avy amin' ny anaran' ny Da'i (misiônera) faha-27, atao hoe Syedna Daud ibn Qutubshah ity hetsika ity.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]