Augustin Andriamiharinosy
Fiseho
Augustin Andriamiharinosy (Baovola), dia mpilalao baolina kitra malagasy iraisam-pirenena malagasy teraka ny 4 Martsa 1947.[1][2]
Nanomboka tao Saint-Michel izy ary izaho dia voafidy ho ekipa nasionaly tamin'ny faha-18 taonany.[3]
Klioba
[hanova | hanova ny fango]- ASSM Elgeco Plus (07/1965 - 06/1969)[4]
- Angouleme CFC (07/1969 - 06/1970)
- Saint-Denis FC (07/1972 - 06/1973)
- JS Saint-Pierroise