Atsinanana Akaiky

Avy amin'i Wikipedia
Ny faritra Atsinana Akaiky (arakaraka ny famaritana)

Ny faritra Atsinana Akaiky dia faritra mahafaoka ny ampahan'i Azia sy Afrika hatrany amin'ny faritra atsimo-atsinanan'ny lempona Levantina (faritra atsinanan'ny Ranomasina Mediteranea), hatrany amin'ireo tangoton-tendrombohitra any itambaran'i Iràna sy i Afganistàna. Atao hoe Atsinanana Afovoany ihany koa izy.