Atalia

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Atalia (mpanjakan'i Jodà))
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

I Atalia dia mpanjakavavin'i Jodà nandritra ny enin-taona teo antenantenan'ny taonjato faha-9 tal. J.K. Zanaka na zafikelin'ny mpanjakan'i Israely Omry izy, arakaraka ny fivoasana ataon'ny mpandalina Baiboly. Nanambady an'i Jorama mpanjakan'i Jodà izy ka lasa mpanjakavavin'i Jodà taty aoriana. Tia nanompo sampy ity mpanjakavavy ity araka ny voalaza ao amin'ny Baiboly.

Atao hoe עֲתַלְיָה /ʿAthalyāh izy amin'ny teny hebreo fa Γοθολία / Gotholia kosa amin'ny teny grika ary Athalia amin'ny teny latina.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]