Astrochelys
Fiseho

Ny Astrochelys dia vondron-karazana sokatra an-tanety ao amin' ny fianakaviana Testudinidae. Ny karazany roa amin' ity antoko ity dia avy eto Madagasikara. Nampidirina tany Maorisy sy La Réunion koa izy ireo. Samy voasokajy ho tandindonin-doza ao amin' ny lisitra menan' ny IUCN izy roa ireo. Nisy karazana iray efa lany tamingana no nofaritana tamin' ny taona 2023: Astrochelys rogerbouri.
Lisitry ny karazana
[hanova | hanova ny fango]
Inty ny lisitry ny karazana roa ao amin' ny Astrochelys araka ny TFTSG (23 juin 2011) miampy ny karazana efa lany tamingana iray:
- Astrochelys radiata Shaw, 1802 -- (hita any atsimo-andrefana)
- Astrochelys yniphora Vaillant, 1885 -- angonoka (hita any avaratra-andrefana)
- Astrochelys rogerbouri Kehlmaier et. al., 2023 --