Asparagales
Fiseho
Ny Asparagales dia filaharan-javamaniry mamony tokan-dravin-tsimoka nampidirin' ny fanasokajiana filôjenetika. Tafiditra ao anatin' izany ny fianakaviana izay maro amin' izy ireo no anisan' ny filaharan-javamaniry Liliales na vokatry ny fivakisan' ny fianakaviana Liliaceae.
Lisitry ny fianakaviana
[hanova | hanova ny fango]
Inty ny lisitry ny fianakaviana ao amin' ny filaharana Asparagales arakany fanasokajiana APG III:
- Amaryllidaceae J.St.-Hil. (tafifitra ao ny Agapanthaceae F.Voigt sy ny Alliaceae Borkh.)
- Asparagaceae Juss. (tafifitra ao ny Agavaceae Dumort. [izay mampiditra koa ny Anemarrhenaceae, ny Anthericaceae, ny Behniaceae ary ny Herreriaceae], Aphyllanthaceae Burnett, ny Hesperocallidaceae Traub, ny Hyacinthaceae Batsch ex Borkh., ny Laxmanniaceae Bubani, ny Ruscaceae M.Roem. [izay mampiditra koa ny Convallariaceae] ary ny Themidaceae Salisb.)
- Asteliaceae Dumort.
- Blandfordiaceae R.Dahlgren & Clifford
- Boryaceae M.W. Chase, Rudall & Conran
- Doryanthaceae R.Dahlgren & Clifford
- Hypoxidaceae R.Br.
- Iridaceae Juss.
- Ixioliriaceae Nakai
- Lanariaceae R.Dahlgren & A.E.van Wyk
- Orchidaceae Juss.
- Tecophilaeaceae Leyb.
- Xanthorrhoeaceae Dumort. (tafiditra ao ny Asphodelaceae Juss. sy ny Hemerocallidaceae R.Br.), izay antsoina ankehitriny hoe Asphodelaceae Juss.
- Xeronemataceae M.W.Chase, Rudall & M.F.Fay