Asparagaceae
Fiseho

Ny Asparagaceae dia fianakavian-javamaniry tokan-dravintsimoka. Ity fianakaviana ity dia tsy misy ao amin' ny fanasokajiana klasikan' ny Cronquist (1981) izay mamondrona ireo zavamaniry ireo ao amin' ny Liliaceae.
Lisitry ny vondron-karazana
[hanova | hanova ny fango]Tamin' ny Nôvambra 2024, ny Asparagaceae dia ahitana vondron-karazana 119 eo ho eo; ary ireo karazana ireo dia misy karazana 3 170 eo ho eo amin' ny fitambarany, na dia miovaova arakaraka ny fahefana siantifika sy ny fiovaovana araka ny fotoana aza ny isan' ny vondron-karazana ekena sy ny karazany misy ao aminy. Ny fanondroana ny anaran'ny subfamily dia ny loharano izay mametraka ny genus ao amin'io subfamily io.
Zana-pianakaviana | Vondron-karazana |
---|---|
Lomandroideae | Acanthocarpus Lehm. |
Agavoideae | Agave L. |
Scilloideae | Albuca L. (indraindray ampidirina ao amin' ny Ornithogalum) |
Scilloideae | Alrawia (Wendelbo) Perss. & Wendelbo |
Brodiaeoideae | Androstephium Torr. |
Agavoideae | Anemarrhena Bunge |
Agavoideae | Anthericum L. |
Aphyllanthoideae | Aphyllanthes L. |
Lomandroideae | Arthropodium R.Br. |
Asparagoideae | Asparagus Tourn. ex L. |
Nolinoideae | Aspidistra Ker Gawl. (ampidirana koa nyAntherolophus Gagnep., sy ny Colania Gagnep.) |
Scilloideae | Barnardia Lindl. |
Nolinoideae | Beaucarnea Lem. (ampidirana koa ny Calibanus Rose.) |
Agavoideae | Behnia Didr. |
Scilloideae | Bellevalia Lapeyr. (ampidirana koa ny Strangweja Bertol.) |
Agavoideae | Beschorneria Kunth |
Brodiaeoideae | Bessera Schult.f. (ampidirana koa ny Behria) |
Brodiaeoideae | Bloomeria Kellogg |
Scilloideae | Bowiea Harv. ex Hook.f. |
Scilloideae | Brimeura Salisb. |
Brodiaeoideae | Brodiaea Sm. |
Agavoideae | Camassia Lindl. |
Nolinoideae | Campylandra Baker |
Lomandroideae | Chamaexeros Benth. |
Scilloideae | Chionodoxa Boiss. (ampidirana koa ny Scilla L. ao amin' ny loharano sasany) |
Agavoideae | Chlorogalum (Lindl.) Kunth |
Agavoideae | Chlorophytum Ker Gawl. |
Nolinoideae | Comospermum Rauschert |
Nolinoideae | Convallaria L. |
Lomandroideae | Cordyline Comm. ex R.Br. (ampidirana koa ny Cohnia Kunth) |
Nolinoideae | Danae Medik. |
Brodiaeoideae | Dandya H.E.Moore |
Nolinoideae | Dasylirion Zucc. |
Scilloideae | Daubenya Lindl. (ampidirana koa ny Amphisiphon W.F.Barker, sy ny Androsiphon Schltr.) |
Agavoideae | Diamena Ravenna |
Brodiaeoideae | Dichelostemma Kunth (ampidirana koa ny Brevoortia, Stropholirion) |
Lomandroideae | Dichopogon Kunth (mety ampidirina ao amin' ny Arthropodium) |
Agavoideae | Diora Ravenna |
Scilloideae | Dipcadi Medik. (indraindray ampidirina ao amin' ny Ornithogalum) |
Brodiaeoideae | Dipterostemon Rydb. |
Nolinoideae | Disporopsis Hance |
Nolinoideae | Dracaena Vand. ex L. (ampidirana ny Sansevieria Thunb) |
Scilloideae | Drimia Jacq. (ampidirana koa ny Litanthus Harv., Rhadamanthus Salisb., Rhodocodon Baker, Sypharissa Salisb., Tenicroa Raf., Thuranthos C.H.Wright, Urginea Steinh., Urgineopsis Compton) |
Scilloideae | Drimiopsis Lindl. & Paxton (indraindray ampidirina ao amin' ny Ledebouria) |
Agavoideae | Echeandia Ortega |
Agavoideae | Eremocrinum M.E.Jones |
Nolinoideae | Eriospermum Jacq. |
Scilloideae | Eucomis L'Hér. |
Lomandroideae | Eustrephus R.Br. |
Agavoideae | Furcraea Vent. |
Scilloideae | Galtonia Decne. (ampidirin' ny loharano sasany ao amin' ny Ornithogalum L.) |
Agavoideae | Hagenbachia Nees & Mart. |
Agavoideae | Hastingsia S.Watson |
Asparagoideae | Hemiphylacus S.Watson |
Agavoideae | Herreria Ruiz & Pav. |
Agavoideae | Herreriopsis H.Perrier |
Agavoideae | Hesperaloe Engelm. in S.Watson |
Agavoideae | Hesperocallis A.Gray |
Agavoideae | Hesperoyucca (Engelm.) Trel. (indraindray ampidirina ao amin' ny Yucca) |
Nolinoideae | Heteropolygonatum M.N.Tamura & Ogisu |
Agavoideae | Hosta Tratt. |
Scilloideae | Hyacinthella Schur |
Scilloideae | Hyacinthoides Heist. ex Fabr. (ampidirana koa ny Endymion Dumort.) |
Scilloideae | Hyacinthus Tourn. ex L. |
Scilloideae | Lachenalia Jacq. ex Murray (ampidirana koa ny Brachyscypha Baker, Periboea Kunth, Polyxena Kunth) |
Lomandroideae | Laxmannia R.Br. (ampidirana koa ny Bartlingia F. Mueller) |
Scilloideae | Ledebouria Roth (ampidirana koa ny Resnova van der Merwe) |
Scilloideae | Leopoldia Parl. |
Agavoideae | Leucocrinum Nutt. ex A.Gray |
Nolinoideae | Liriope Lour. |
Lomandroideae | Lomandra Labill. (ampidirana koa ny Xerotes R. Brown) |
Nolinoideae | Maianthemum F.H.Wigg. (ampidirana koa ny Oligobotrya Baker, Smilacina Desf.) |
Agavoideae | Manfreda Salisb. (indraindray ampidirina ao amin' ny Agave) |
Scilloideae | Massonia Thunb. ex Houtt. (ampidirana koa ny Neobakeria Schltr., Whiteheadia Harv.) |
Scilloideae | Merwilla Speta |
Brodiaeoideae | Milla Cav. (ampidirana koa ny Diphalangium) |
Brodiaeoideae | Muilla S.Watson ex Benth. |
Lomandroideae | Murchisonia Brittan |
Scilloideae | Muscari Mill. (ampidirana koa ny Botryanthus Kunth, Muscarimia Kostel., Pseudomuscari Garbari & Greuter) |
Nolinoideae | Nolina Michx. |
Nolinoideae | Ophiopogon Ker Gawl. |
Scilloideae | Ornithogalum L. (ampidirana koa ny Battandiera Maire, Elsiea F.M.Leight., Neopatersonia Schonl.) |
Scilloideae | Oziroe Raf. (indraindray ampidirina ao amin' ny Fortunatia J.F.Macbr.) |
Agavoideae | Paradisea Mazzuc. |
Nolinoideae | Peliosanthes Andrews |
Brodiaeoideae | Petronymphe H.E.Moore |
Agavoideae | Polianthes L. (indraindray ampidirina ao amin' ny Agave by some sources) |
Nolinoideae | Polygonatum Mill. |
Agavoideae | Prochnyanthes S.Watson |
Scilloideae | Prospero Salisb. |
Scilloideae | Pseudogaltonia (Kuntze) Engl. (indraindray ampidirina ao amin' ny Ornithogalum) |
Scilloideae | Pseudoprospero Speta |
Scilloideae | Puschkinia Adams |
Nolinoideae | Reineckea Kunth |
Nolinoideae | Rohdea Roth (ampidirana koa ny Gonioscypha Baker) |
Lomandroideae | Romnalda P.F.Stevens |
Nolinoideae | Ruscus L. |
Scilloideae | Schizobasis Baker (indraindray ampidirina ao amin' ny Drimia) |
Scilloideae | Schizocarphus van der Merwe |
Agavoideae | Schoenolirion Durand |
Scilloideae | Scilla L. |
Nolinoideae | Semele Kunth |
Lomandroideae | Sowerbaea Sm. |
Nolinoideae | Speirantha Baker |
Scilloideae | Spetaea Wetschnig & Pfosser |
Nolinoideae | Theropogon Maxim. |
Lomandroideae | Thysanotus R.Br. |
Lomandroideae | Trichopetalum Lindl. (iampidirana koa ny Bottinaea Colla) |
Brodiaeoideae | Triteleia Douglas ex Lindl. (ampidirana koa ny Hesperoscordium, Themis) |
Brodiaeoideae | Triteleiopsis Hoover |
Nolinoideae | Tupistra Ker Gawl. (ampidirana koa ny Campylandra Baker, Tricalistra Ridl.) |
Scilloideae | Veltheimia Gled. |
Lomandroideae | Xerolirion A.S.George |
Agavoideae | Yucca L. (ampidirana koa ny Samuela) |
Brodiaeoideae | Xochiquetzallia J.Gut |
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Fianakavian-javamaniry hafa: