Hankany amin'ny vontoatiny

Asiperiza

Avy amin'i Wikipedia
Voan'ny asparaga voavoly

Ny asiperiza dia karazana zavamaniry mamony isan-taona, ao amin' ny vondron-karazana Asparagus, ao amin' ny fianakaviana Aspargaceae, teratany any Eorazia. Asparagus officinalis ny anarany ara-tsiansa. Ambolena be dia be izy io mba hatao anana, ny zanany avy amin' ny taranjany (rizôma) no ampiasaina ho legioma lohataona.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]